Contribution de la santé de base au développement local. Cas du CSBII de la commune rurale de Miary district.par Herman Alain SOLOTIANA Université de Fianarantsoa - Master professionnel en éducation 2018 |
WEBOGRAPHIES[Web1] Disponible sur le site http://www.creehealth.org/fr/sant%C3%A9-publique/surveillance-de-la-sant%C3%A9, consulté le 07 novembre 2018 (19h23). [Web2] Disponible sur le site http://www.monde-diplomatique.fr/index/sujet/ocde.htmlconsulté le 09 novembre 2018 (20h07). [Web3] Disponible sur le site www.inpes.sante.fr/70000/dp/01/dp010228.pdf, consulté le 22 janvier 2019 (19h42). ANNEXESANNEXE I : LES ATTRIBUTIONS DU PERSONNEL 1- AGENT COMMUNAUTAIRE Izaho, ........................................................................................................................................................., dia manaiky marina fa voatendryhisahananyasan'IAC Partenaire CommunautairePermanante eto amin'CSBII: a. Andraikitrafototra -Manaramasonylanjan'nyzaza0-5 Taona -Mamenonyrejisitra surveillance nutritionnelle -MampahalalanyRenynylanjan'izazasymanentanaazyhavitrika@ fanarahamasonylanjan'izazaisam-bolana. -Manatsaranyfamenoananykarnésy Carte infantile. -Manaotatitra @ tompon'andraikitrin'nyfahasalamanaisan-kerinandronyisan'nyzaza tsy ampylanja -Manaotatitra @ AC/FKT ireozazavolazaetsyambony -Miaramiasa @ Equiperehetra b.Fitaovanaampiasainy -Balance -Rejisitra surveillance nutritionnelle -Karinézaza -Carte infantile -Fitaovam-panentanana SONIA 2- DISPENSATEUR Izaho, .........................................................................................................................................................,diamanaiky marina favoafidy ho Mpamoakafanafody(Dispensatrice),ireto : 1) Famaritana: -Ny Mpamoakafanafodydiaolonavoatokanahitananyfamoaham-panafodyatsinjaranysyhivarotrafanafody @ marary. -Tendren'nykaomininaizyaryomenytambin-karama.Tsymaintsyanananyfarafahakeliny @ fahaizanafikajianavolasyfanafodyaryfahaizanamandaminaizany. -Voasokajy ho anisan'nympiasan'nytobim-pahasalamanaizy.nohoizanydiaeoambanyfitarihan'nyLehiben'ny CSB II arytsymaintsymanajatanterakanytsiambaratelonyasa. 2) Andraikitrafototra -Tompon'andraikitra @fitantanananyfarmasiaatsinjaranysynyfitazomanany CLE nyfarmasia detail -Tompon'andaikitra@ famarotananyfanafody @ mararyarakanytaratasim-panafodyomen'nympitsaboizy. Amin'izanyizydia : *Manajanyfepetramikasikanyfamoaham-panafody(Fanombohananyordonnance facture, Fitehirizananysosona iray @ izanyaryroa @ bon de soins,Fanoratananymivoakasymiditra @ fanafodyao @ RUMER); *Manamarinanatenaaoanatinylisitrynyvoasokajy ho tenasahirananymararyizaymampiseho«bon de soins»; *Mamerinanyfanazavanamoban'nyfampiasananyfanafody @ mararyrehefamanomeizanyfanafodyizany; *Manavaonytahirim-panafody @fanaovanakomandy any@ pharmaccie de grosmiaraka @ Lehiben'nytobim-pahasamanasynyfilohan'nyfitantanana; *Manoratraisan-karivaaoanatin'nyRUMERnyvolasynyfanafodyao @ farmasia detail; *Mitahirynyvolamiditrasymiantokany tsy fahaverezanymandrapahandrotsahanyizany any @ Mptahirayvola; *Mandrotsakanyvolamiditra any @ Mpitahiryvolaarakanyfotoanaizayefavoafaritrynykomitympitantanana; *Mametrakanylisitrynyfanafodymiaraka @ vidiny @ toeranatalakymason'nymararyao @ farmasia; 3) Fitaovanaampisaina · Fitaovam-pitantanana: -RUMER. -« Cahier journaldelapharmacie de gros : sortie» » -Lisitrynyvoasokajy ho mahantra *Antontan-taratsy ho fanamarinana /fanaraha-maso -Sosona «ordonnance-facture» n any «bon de soins»; -RUMER ; 4) Fotoanafiasany -Tsy maintsy ho eoamin'nytoeram-piasanyizy @ androsyoraiasany, SONIA 3- PRESIDENT COGE Izaho, .........................................................................................................................................................,diamanaiky marina favoafidy ho Filohan'nykomitin'nyfitantanana (COGE).ireto : a. Andraikitrafototra -Mifandraymivantana @ komité de reflexion (komitin'nyfahasalamana/FKT) arynyfari-piadidianaara-pahasalamanamikasikanyFANOME(FandraisanaAnjara No MbaEntiko). -Mitantananyfisian'nytahirim-panafody tsy tapakamiaraka @ lehiben'nytobim-pahasalamanasynyMpamokafanafody (Dispensateur) arymiadidymanokananyfarmasiaambogadiny(Gros) ao à CSB . -Mitazaonanyfanalahidynyfarmasiagros. -Manao Sonia nykaonty «PhaGeCom» miaraka @ Mpitahiryvola; -Makanyfanafodynanaovananykaomandy any @PhaGDISnamanendryolona iray ao @COGEhakaizanyrahamisy tsy fahafahany; -Miantsosymitarikanyfivorianaisam-bolana n any fivoriana tsy ara-potoanaataon'nyKomitin'nyfitantanana. -Mifandraymivantana @ lehiben'nytobim-pahasalamanasynympanolotsainanyCOGEmombanyfanatsarananyfahasalam-bahoaka ,synyara- piarahamoninaao @ CSBII b. Fitaovanaampiasainy *Fitaovam-pitantanana: -Fiche de stock ho an'nyentanatsirairayao @Farmasiagros -kariné «bon de commande» -kahiefandraisana an-tsoratranyfanafody «cahier journal = Entree -Clé *Antotan-taratasy ho fanamarinanasyfanaraha-maso -P .V de réception -P.Vde condamnation des médicaments -tatitrafanisananyfanafodymisyao @ Grosisam-bolana -Taratasymiakitratatitraavy @ komitin'nyfitantanana SONIA 4- TRESORIER Izaho, .........................................................................................................................................................,diamanaiky marina favoafidy ho Mpitahiryvola,ireto : a. Andraikitrafototra -Mandrayvolavoarayavy @ FANOMEarotsakynympamoakafanafody -Manoratranyvolamiditrasymivoakarehetra -Manaotatitraisam-bolana @ komitin'nyfitantananamikasikanyfanetseham-bola rehetranatao; -Miantokanyfitehirizananyvolavoaraykamandrotsakaizanyara-potoana any @trano fitehirizanaizaynosafidian'nykomitin'nyfitantanana; -Manao Sonia nykaontyPHAGECOMmiaraka @ filohan'nykomitin' nyfitantanana ; -Mandrotrakaara-potoananyvolanatokana ho an'nytenamahantraao @ kaonty «TahiryFitsimbina»; -Manatanterakanyfombafombafanefananybons de soinsavy @ kaonty «TahiryFitsimbina «mankao @ kaontyPHAGECOM -Manao Sonia nysekyrehetra @izaykaontynosokafan'nykomitin'nyfitantanana. -Mitahirynysekyrehetra @izaykaontynosokafan'nykomitin'nyfitantanana. Fampahatsiahivana: -Ny fandaniam-bola azoataodiaefamisyfamaritanaara-dalana (jereotoko 8.2 synydidyfampiharana 5228/2004 à andininyfaha 15).Ny fandrindranaan'izanydiatapahin'nykomitin'nyfitantanana.nympitahiryvoladiamampihatraizaytapakasymitahirynytaratasyfanamarinanarehetra. -Ny tatitraara-bola alefa any @SSDdiasoniavin'nympitahiryvolasynyfilohan'nyfitantanana b.Fitaovanaampiasainy *Fitaovam-pitantanana: -Livret de caisse; -Livret de banque ; -Sekin'nykaontyrehetra *Antontan-taratasy ho fanamarinanasyfanaraha-maso : -Tatitraara-bola isam-bolana; -Tapakilafandrotsahanavola any @ banky -Taratasyfanamarinananyfandoavam-bola naizayfanetseham-bola hafanatao; -Karinén-tsekylany n any soson'nysekynampiasaina; -Sosona bon de soins SONIA |
|