FAMINTINANA
Ao anatin?ny fiarovana ny tontolo iainana dia nanatanteraka
fikarohana mikasika ny « Fidiran'ny sehatra tsy miankina amin'ny
olana mahakasika ny tontolo iainana » tao amin?ny orinasa
MADARAIL S.A izahay.
Ny famakiamboky tamin?ireo toerana maro samihafy dia nahafahana
namoaka ireo hevitry ny fampandrosoana maharitra, ireo lalàna mifehy ny
tontolo iainana ary ireo singa mandrafitra ny tontolo iainana manodidina ny
lalamby. Ny fomba fiasa izay nifototra tamin?ny firesahana mivantana, ny
fandinihana, ny fanadihadiana ary ny fifantenana dia nahafahana namantatra ny
zava-misy eo amin?ny tontolo iainana iasan?ny orinasa, ireo ezaka efa natao ho
fiarovana ny tontolo iainana ary ny vina ho amin?ny ho avy amin?izany.
Ny zavatra hitra dia, mandoto sy manimba ny tontolo iainana ireo
asa ataon?ny orinasa MADARAIL S.A, izay miainga avy ao amin?ny foibe Soarano ka
mipaka hatrany amin?ireo faritra lalovan?ny lamasinina ary manaporofo izany
ireo fifantenana rehetra natao tamin?ny fahasimbana maro mianjady amin?ny
tontolo iainana. Ny vokatr?izany mivantana dia ireo fiatraika ratsy miseho lany
amin?ny fahasalaman?ny olona, ny natiora sy ireo singa mandrafitra ny tontolo
iainana toy ny rivotra ary koa ny ati-tany. Rehefa natao ny fandalinana ireo
fiatraika ratsy, dia nisy ireo soso-kevitra mahakasika ny fitantanana ny
tontolo iainana sy fepetra fanalefahana, izay efa nahitana fampiharana ny
sasatsasany.
Izany fomba fiheverana ny tontolo iainana izanny dia tokony
hivelatra kokoa amina toerana maro iasan?ny orinasa, ka ny tanjona amin?izany
dia ny fanapariahana ny fiarovana amin?ireo toeram-piasana rehetra ary koa mba
hahafahan?ny orinasa manaja ny fiarovana ny tontolo iaianana sy mifehy ny lenta
iraisampirenena izay katsahiny.
Voanteny manandanja : Ireo singa mandrafitra ny
tontolo iainana, fahasimban?ny tontolo iainana, fiatraika ratsy, lalamby,
fiaraha-miasa eo antoerana, fandotoana, fanodinana fako, fandefasana carbone,
fiparitahan?ny lôkida.
ix
L'entrée du secteur privé dans les questions
environnementales, cas de MADARAIL S.A
RESUME
Dans le cadre de la préservation de l'Environnement,
nous avons réalisé à MADARAIL S.A une étude suivant
le thème: «L'entrée du secteur privé dans les
questions environnementales».
La recherche documentaire a permis de ressortir les enjeux du
développement durable, les textes législatifs et les
éléments environnementaux intéressant les voies
ferroviaires. La méthodologie basée sur l'approche participative,
l'observation, l'enquête et l'inventaire a permis de comprendre
l'état de lieu environnemental de la société, ce qui est
déjà fait en matière de protection de l'environnement et
ce que la société envisage de réaliser au cours des
années à venir.
Le constat fait est que les activités de MADARAIL S.A
polluent l'environnement d'une grande envergure, car cela part du site central
Soarano aux voies régionales de destination ferroviaire, en
témoigne l'inventaire des différentes formes de perturbation de
l'environnement. La conséquence évidente est l'existence des
impacts négatifs potentiels sur la santé humaine, la nature et
les composantes environnementales comme l'air et le sol. Apres analyse des
impacts, des propositions de gestion environnementale et de mesures
d'atténuation dont certaines sont déjà entrées en
application ont été faites.
Ce système de considération environnementale
devrait s'étendre sur un champ un peu plus large dont l'objectif est de
généraliser la préservation dans tous les centres
d'activités et permettre à MADARAIL S.A d'être en
conformité avec son engagement environnemental et aux normes
environnementales internationales.
Mots clés : Eléments
environnementaux, perturbation environnementale, impacts négatifs,
emprise ferroviaire, coopération locale, nature, pollution, traitement
de déchets, émissions de carbone, déversement
x
L'entrée du secteur privé dans les questions
environnementales, cas de MADARAIL S.A
|