IV-FANADIHADINA MIKASIKA NY FAHAFATARANA IREO SEHATRA
MPAMPINDRAMBOLA
17-Inona avy ireo fikambanana
(«établissement») @izao fotoana na efa nisy atramin'izay
fantatrao oe mampindram-bola?
[] Tsy misy [] CECAM [] PAMF [] OTIV [] TIAVO [] BOA (BTM) []
Hafa1 :... [] Hafa2 :... [] Hafa3:... 18-Atr@oviana no
nahafantaranao ny fisian'izany?(taona)
[] Tsy misy [] CECAM [] PAMF [] OTIV [] TIAVO [] BOA (BTM) []
Hafa1 :... [] Hafa2 :... [] Hafa3:...
XI
19-T@alalan'ny inona avy no efa nahitanao na
nandrenesanao fanentanana momba ny findramam-bola:
Karazany
|
CECAM
|
PAMF
|
OTIV
|
TIAVO
|
BOA (BTM)
|
Hafa1:
|
Hafa2:
|
Peta-drindrina
|
|
|
|
|
|
|
|
«Radio»
|
|
|
|
|
|
|
|
Vata fahitalavitra
|
|
|
|
|
|
|
|
Famoriana olona
|
|
|
|
|
|
|
|
Foara
|
|
|
|
|
|
|
|
Namana,fianakaviana
|
|
|
|
|
|
|
|
Hafa:
|
|
|
|
|
|
|
|
V-FANADIHADINA MIKASIKA NY TSY FAHARISIHANA AMPIASA
IREO SEHATRA MAMPINDRAM-BOLA
20-Efa nanao findramam-bola na fangataham-bola
t@ireo microfinance fantatrao reo ve ianao? LI Oui LI Non
21-Tokony ho lalana adin'ny firy eo no
ahatongavanao any@ireo microfinance fantatrao raha miala avy eo an-tranonao?
(minitra na ora)
LI CECAM LI PAMF LI OTIV LI TIAVO LI Hafa1:... LI Hafa2 :... LI
Hafa3 :... LI Hafa4:...
22-Fantatrao ve ny zana-bola alain'ireo
mpampindra-mbola ireo? Raha fantatra dia firy isan-jato avy?
LI Tsy fantatra LI CECAM LI PAMF LI OTIV LI TIAVO LI Hafa1:... LI
Hafa2 :... LI Hafa3 :... LI Hafa4:... 23-Inona avy ireo
karazana fomba findramam-bola fantatrao fa misy any @ireo toerana ireo?
LI Groupe LI Vola miodina na famokarana LI Fampitaovana LI
Trangam-piainana (famadihana,...) LI Sompitra iombonana
LI Hafa Inona :
XII
24-Raha mbola tsy nindrana mihitsy:
Inona no antony voalohany tsy mamparisika anao hanao findramam-bola
any @ireo toerana ireo? Mety misy antony hafa ve? Raha efa
nindrana: Inona no antony voalohany tsy namparisika anao taloha hanao
findramam-bola any @ireo toerana ireo? Mety misy antony hafa ve?
Antony miankina @ireo sehatra mpampindrambola
LI Zana-bola lafo loatra (a) LI Antoka materialy
tsy ampy (g)
LI Manahirana ny fikarakarana taratasy (b) LI
Fanaraha-maso @fampiasana ny vola ataon'ireo mpampindrana miterala olana
(h)
LI Lafo ny fikarakarana taratasy (c ) LI Mihena
ny vola azo fa tsy arakarak'ilay nangatahina (i)
LI Ela loatra ny fikarakarana taratasy (d) LI
Fangatahana lavina ka lasa tsy dia mazoto intsony (j)
LI Taraiky vao mivoaka ny vola ao arian'ny fikarakarana taratasy
(e) LI Tsy dia mahafantatra ny mikasika ny findramam-bola
@ireo sehatra ireo(k)
LI Fomba famerenana ny vola tsy mifanaraka @fahafahamanao
(f)
Antony tsy miankina @ireo sehatra
mpampindram-bola
LI Tahotry ny tsy hahaverimbola(l) LI Tsy
fahaizana mamaky teny sy manoratra (r)
LI Tsy fahaiza-mitantana ny vola (m) LI Tsy
manana taratasy momba ny tany ahafahana manao izany ho antoka
(s)
LI Tahotra miditra birao (n) LI Mora kokoa ny
fomba findram-bola any @ireo mpanjana-bola eo an-tànana
(t)
LI Tsy misy lalambarotra (o) LI Misy mangalatra
ny vokatra na ny fitaovam-pamokarana ka tsy sahy mindram-bola
(u)
LI Fiovaovan'ny vidim-bokatra (p) LI Loza
voajanahary (tondra-drano, hain-tany... miteraka tsy faharisihana indramb-bola
(v)
LI Lavitra loatra ny misy ilay sehatra mpampindram-bola
(q)
LI Antony hafa mihitsy Inona: (x)
25-Impiry ianao no efa niharana fangalarana na
hasomparana (na vokatra, na omby, na vaki-trano,...):
LI Halatr'omby LI Halatra @vokatra LI Vaki-trano LI Hafa1:
Inona?: LI Hafa2: Inona?:...
26-Firy ny isan'ireo mpampanjana-bola eo
an-tanàna fantatrao? LI
Manodidina ny ohatrinona eo ny zana-bola halainy? LI
Efa nindram-bola tany @ireo mpampanjana-bola eo an-tanana ireo ve
ianao ? t@taona firy avy ? Hoatrinona? Ary hoatrinona no nalainy?
|
Findramana voalohany
|
2
|
3
|
4
|
5
|
6
|
Taona
|
|
|
|
|
|
|
Hoatrinona ny vola nindramina
|
|
|
|
|
|
|
Hoatrinona ny zanany
|
|
|
|
|
|
|
Hafirina tao aorian'ny nindramana an'azy no
famerenam-bola farafatarany
|
|
|
|
|
|
|
Antoka takiny
|
|
|
|
|
|
|
XIII
27-Antoka na entana anana raha hanao
findramam-bola :
Antoka na entana
|
Vidiny @izao fotoana
|
«Motocyclette»
|
|
«Bicyclette»
|
|
«Radio»
|
|
«Lecteur CD»
|
|
«Motoculteur»
|
|
«Herse»
|
|
«Salon»
|
|
«Bahut»
|
|
«Placard»
|
|
«Commode»
|
|
Antoka na entana
|
Vidiny @izao fotoana
|
Fiara
|
|
Vata fitotoam-bary
|
|
Vata fahitalavitra
|
|
Latabatra
|
|
Seza
|
|
Sarety
|
|
Angadin'omby
|
|
Hafa1:
|
|
Hafa2:
|
|
|